# tsy navelany hisy tamin'ireo teny faminaniany tsy ho tanteraka Io dia azo atao hoe DH: "nampitranga ny zavatra rehetra naminaniany" # Ny Israely rehetra "Ny vahoakan'Israely rehetra" # hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba Io dia ilazana ny "lafin'ny tany rehetra." DH: "hatreo amin'ny ilan'ny tany iray ka hatramin'ny ilany hafa" na "hatrany Dana any avaratra indrindra ka hatrany Beri-sheba any atsimo indrindra" # Samoela dia voatendry Io dia azo atao hoe DH: "Notendren'i Yaveh"