plt_tn/1sa/03/19.md

489 B

tsy navelany hisy tamin'ireo teny faminaniany tsy ho tanteraka

Io dia azo atao hoe DH: "nampitranga ny zavatra rehetra naminaniany"

Ny Israely rehetra

"Ny vahoakan'Israely rehetra"

hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba

Io dia ilazana ny "lafin'ny tany rehetra." DH: "hatreo amin'ny ilan'ny tany iray ka hatramin'ny ilany hafa" na "hatrany Dana any avaratra indrindra ka hatrany Beri-sheba any atsimo indrindra"

Samoela dia voatendry

Io dia azo atao hoe DH: "Notendren'i Yaveh"