plt_tn/1sa/03/12.md

16 lines
519 B
Markdown

# hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany
Ilazana ny fahafenoina io. DH: "ny zavatra rehetra mihitsy"
# nitondra ozona tamin'ny tenan'izy ireo
"nanao ireo zavatra izay nambaran'i Yaveh fa hamaizany ireo izay manao izany"
# ireo fahotan'io ankohonana io dia tsy ho voahonitra amin'ny sorona na fanatitra mihitsy
Io dia azo adika hoe DH: "tsy misy sorona na fanatitra izay azon'ny olona atolotra ka hanonitra ny fahotan'ny ankohonany"
# ireo fahotan'io ankohonana
"ny fahotana izay nataony sy ny fianakaviany"