plt_tn/1sa/03/12.md

519 B

hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany

Ilazana ny fahafenoina io. DH: "ny zavatra rehetra mihitsy"

nitondra ozona tamin'ny tenan'izy ireo

"nanao ireo zavatra izay nambaran'i Yaveh fa hamaizany ireo izay manao izany"

ireo fahotan'io ankohonana io dia tsy ho voahonitra amin'ny sorona na fanatitra mihitsy

Io dia azo adika hoe DH: "tsy misy sorona na fanatitra izay azon'ny olona atolotra ka hanonitra ny fahotan'ny ankohonany"

ireo fahotan'io ankohonana

"ny fahotana izay nataony sy ny fianakaviany"