# hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany Ilazana ny fahafenoina io. DH: "ny zavatra rehetra mihitsy" # nitondra ozona tamin'ny tenan'izy ireo "nanao ireo zavatra izay nambaran'i Yaveh fa hamaizany ireo izay manao izany" # ireo fahotan'io ankohonana io dia tsy ho voahonitra amin'ny sorona na fanatitra mihitsy Io dia azo adika hoe DH: "tsy misy sorona na fanatitra izay azon'ny olona atolotra ka hanonitra ny fahotan'ny ankohonany" # ireo fahotan'io ankohonana "ny fahotana izay nataony sy ny fianakaviany"