plt_tn/1sa/02/25.md

12 lines
331 B
Markdown

# iza no hisolo vava azy?
Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "tsy misy olona afaka hisolo vava azy tokoa."
# hisolo vava azy
"mangataka an'i Yaveh mba hamindra fo aminy"
# ny feon'ny rainy
Io dia fibangoan-teny ary ny feo dia maneho ilay olona. DH: "ny rainy" na "izay nolazain'ny rainy"