plt_tn/1sa/02/25.md

331 B

iza no hisolo vava azy?

Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "tsy misy olona afaka hisolo vava azy tokoa."

hisolo vava azy

"mangataka an'i Yaveh mba hamindra fo aminy"

ny feon'ny rainy

Io dia fibangoan-teny ary ny feo dia maneho ilay olona. DH: "ny rainy" na "izay nolazain'ny rainy"