# iza no hisolo vava azy? Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "tsy misy olona afaka hisolo vava azy tokoa." # hisolo vava azy "mangataka an'i Yaveh mba hamindra fo aminy" # ny feon'ny rainy Io dia fibangoan-teny ary ny feo dia maneho ilay olona. DH: "ny rainy" na "izay nolazain'ny rainy"