plt_tn/1sa/02/01.md

290 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.

Ny foko mifaly

"Manana fifaliana lehibe aho"

ao amin'i Yaveh

"noho no maha-izy an'i Yaveh" na "Lehibe tokoa Yaveh"

Ny tandroko misandratra

Ny tandroka dia mariky ny hery. DH: "Mahery aho ankehitriny"