plt_tn/1sa/02/01.md

16 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.
# Ny foko mifaly
"Manana fifaliana lehibe aho"
# ao amin'i Yaveh
"noho no maha-izy an'i Yaveh" na "Lehibe tokoa Yaveh"
# Ny tandroko misandratra
Ny tandroka dia mariky ny hery. DH: "Mahery aho ankehitriny"