# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana. # Ny foko mifaly "Manana fifaliana lehibe aho" # ao amin'i Yaveh "noho no maha-izy an'i Yaveh" na "Lehibe tokoa Yaveh" # Ny tandroko misandratra Ny tandroka dia mariky ny hery. DH: "Mahery aho ankehitriny"