plt_tn/1sa/01/05.md

254 B

Hana

Anaram-behivavy io. Adikao araka ny ao amin'ny 1.1.

nataon'i Yaveh momba

"nahamomba azy" na "nanakana azy tsy hitoe-jaza"

Nihantsy azy fatratra ny rafivaviny

Nampalahelo sy nanala baraka an'i Hana matetika ilay vadin'ny vadiny iray hafa.