plt_tn/1sa/01/05.md

12 lines
254 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hana
Anaram-behivavy io. Adikao araka ny ao amin'ny 1.1.
# nataon'i Yaveh momba
"nahamomba azy" na "nanakana azy tsy hitoe-jaza"
# Nihantsy azy fatratra ny rafivaviny
Nampalahelo sy nanala baraka an'i Hana matetika ilay vadin'ny vadiny iray hafa.