# Hana Anaram-behivavy io. Adikao araka ny ao amin'ny 1.1. # nataon'i Yaveh momba "nahamomba azy" na "nanakana azy tsy hitoe-jaza" # Nihantsy azy fatratra ny rafivaviny Nampalahelo sy nanala baraka an'i Hana matetika ilay vadin'ny vadiny iray hafa.