plt_tn/1pe/01/13.md

1.0 KiB

Noho izany

Petera mampiasa ity teny ity eto mba hanehoana ny zavatra rehetra nolazainy momban'ny famonjena, ny finoan'izy ireo, ary ny Fanahin'i Kristy manome fanambarana amin'ireo mpaminany.

homano ny sainareo

Ity dia maneho ny fiomanana amin'ny asa-mafy. DH: ''mivonona''

mahonona tena

Eto ny teny hoe ''mahonona tena'' dia maneho ny fahazavan-tsaina sy fahamailoana. DH: "fehezo ny eritreritrareo" na "Mitandrema ny amin'izay eritreretinareo"

ny fahasoavana izay ho entina eo aminareo

DH: ''ny fahasoavana izay ho entin'Andriamanitra eo aminareo"

ny fahasoavana izay ho entina eo aminareo

Eto ny fanampian'Andriamanitra amin'ny hatsaram-panahy ireo mpino dia resahina toy ny hoe zavatra izay azo homena azy ireo izany.

amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy

Ity dia maneho ny fiverenan'i Jesosy Kristy. DH: ''rehefa miseho amin'ny olona rehetra Jesosy Kristy." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:6.

aza mampifanaraka ny tenanareo amin'ireo faniriana

''aza maniry ny zavatra mitovy'' DH: "aza miaina mba hanome fahafaham-po ireo faniriana"