# Noho izany Petera mampiasa ity teny ity eto mba hanehoana ny zavatra rehetra nolazainy momban'ny famonjena, ny finoan'izy ireo, ary ny Fanahin'i Kristy manome fanambarana amin'ireo mpaminany. # homano ny sainareo Ity dia maneho ny fiomanana amin'ny asa-mafy. DH: ''mivonona'' # mahonona tena Eto ny teny hoe ''mahonona tena'' dia maneho ny fahazavan-tsaina sy fahamailoana. DH: "fehezo ny eritreritrareo" na "Mitandrema ny amin'izay eritreretinareo" # ny fahasoavana izay ho entina eo aminareo DH: ''ny fahasoavana izay ho entin'Andriamanitra eo aminareo" # ny fahasoavana izay ho entina eo aminareo Eto ny fanampian'Andriamanitra amin'ny hatsaram-panahy ireo mpino dia resahina toy ny hoe zavatra izay azo homena azy ireo izany. # amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy Ity dia maneho ny fiverenan'i Jesosy Kristy. DH: ''rehefa miseho amin'ny olona rehetra Jesosy Kristy." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:6. # aza mampifanaraka ny tenanareo amin'ireo faniriana ''aza maniry ny zavatra mitovy'' DH: "aza miaina mba hanome fahafaham-po ireo faniriana"