plt_tn/1ki/22/51.md

862 B

nanjaka roa taona izy.

"nanjaka 2 taona izy"

Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh

Ny hevitr'i Yaveh manambara zavatra dia voalaza toy ny nahitan'i Yaveh ireo zavatra. D.H: "izay heverin'i Yaveh ho ratsy."

nanaraka ny fomban'ny rainy, tamin'ny fomban'ny reniny, ary tamin'ny fomban'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata

Ny toetran'ny olona dia voalaza toy ny nandehanan'ny olona amin'ny lalana iray. D.H: "nanao zavatra nitovy toy nataon'ny rainy, ny reniny, ary i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata."

nitarika ny Israely hanota.

Eto ny teny "Israely" dia maneho ireo foko folo tavaratra izay nanao ny fanjakan'Israely.

Nanompo an'i Bala sy nivavaka taminy izy

Ny teny "nanompo" sy "nivavaka" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny.

Andriamanitr'Israely

Eto ny teny "Israely" dia maneho ireo taranam-poko roa ambin'ny folo avy amin'i Jakoba.