plt_tn/1ki/22/51.md

24 lines
862 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanjaka roa taona izy.
"nanjaka 2 taona izy"
# Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny hevitr'i Yaveh manambara zavatra dia voalaza toy ny nahitan'i Yaveh ireo zavatra. D.H: "izay heverin'i Yaveh ho ratsy."
# nanaraka ny fomban'ny rainy, tamin'ny fomban'ny reniny, ary tamin'ny fomban'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata
Ny toetran'ny olona dia voalaza toy ny nandehanan'ny olona amin'ny lalana iray. D.H: "nanao zavatra nitovy toy nataon'ny rainy, ny reniny, ary i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata."
# nitarika ny Israely hanota.
Eto ny teny "Israely" dia maneho ireo foko folo tavaratra izay nanao ny fanjakan'Israely.
# Nanompo an'i Bala sy nivavaka taminy izy
Ny teny "nanompo" sy "nivavaka" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny.
# Andriamanitr'Israely
Eto ny teny "Israely" dia maneho ireo taranam-poko roa ambin'ny folo avy amin'i Jakoba.