# nanjaka roa taona izy. "nanjaka 2 taona izy" # Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Ny hevitr'i Yaveh manambara zavatra dia voalaza toy ny nahitan'i Yaveh ireo zavatra. D.H: "izay heverin'i Yaveh ho ratsy." # nanaraka ny fomban'ny rainy, tamin'ny fomban'ny reniny, ary tamin'ny fomban'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata Ny toetran'ny olona dia voalaza toy ny nandehanan'ny olona amin'ny lalana iray. D.H: "nanao zavatra nitovy toy nataon'ny rainy, ny reniny, ary i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata." # nitarika ny Israely hanota. Eto ny teny "Israely" dia maneho ireo foko folo tavaratra izay nanao ny fanjakan'Israely. # Nanompo an'i Bala sy nivavaka taminy izy Ny teny "nanompo" sy "nivavaka" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. # Andriamanitr'Israely Eto ny teny "Israely" dia maneho ireo taranam-poko roa ambin'ny folo avy amin'i Jakoba.