plt_tn/1ki/22/39.md

8 lines
397 B
Markdown

# moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ireo?
Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho amin'ny fanamafisana. D.H: "ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny mpanjakan'Israely." na "azonao vakiana ao amin'ny Bikin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ireo."
# nodimandry tany amin'ireo razambeny
Ahaba maty dia voalaza toy ny nahalavo azy. D.H: "maty"