# moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ireo? Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho amin'ny fanamafisana. D.H: "ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny mpanjakan'Israely." na "azonao vakiana ao amin'ny Bikin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ireo." # nodimandry tany amin'ireo razambeny Ahaba maty dia voalaza toy ny nahalavo azy. D.H: "maty"