plt_tn/1ki/22/39.md

397 B

moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ireo?

Ny fanontaniana dia fampisainana ary nampiasaina ho amin'ny fanamafisana. D.H: "ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny mpanjakan'Israely." na "azonao vakiana ao amin'ny Bikin'ny tantaran'ny mpanjakan'Israely ireo."

nodimandry tany amin'ireo razambeny

Ahaba maty dia voalaza toy ny nahalavo azy. D.H: "maty"