plt_tn/1ki/21/05.md

12 lines
496 B
Markdown

# Nahoana no malahelo loatra ny fonao
Eto ny "fo" dia maneho ny maha olona manontolo sy ny fihetsem-pony. D.H: "Nahana ianao no malahelo loatra?"
# tsy mbola manapaka ny fanjakan'ny Israely ve moa ianao?
Jezebela dia mampiasa ity fanontaniana fampisainana ratsy ity hibedesana an'i Ahaba. Azo hadika ho fanambaràna tsara izany. D.H: "Mbola manapaka ny fanjakan'Israely foana ianao!"
# aoka ho faly ny fonao
Eto ny "fo" dia maneho ny maha olona manontolo sy ny fihetsempony. D.H: "mifalià"