plt_tn/1ki/21/05.md

496 B

Nahoana no malahelo loatra ny fonao

Eto ny "fo" dia maneho ny maha olona manontolo sy ny fihetsem-pony. D.H: "Nahana ianao no malahelo loatra?"

tsy mbola manapaka ny fanjakan'ny Israely ve moa ianao?

Jezebela dia mampiasa ity fanontaniana fampisainana ratsy ity hibedesana an'i Ahaba. Azo hadika ho fanambaràna tsara izany. D.H: "Mbola manapaka ny fanjakan'Israely foana ianao!"

aoka ho faly ny fonao

Eto ny "fo" dia maneho ny maha olona manontolo sy ny fihetsempony. D.H: "mifalià"