# Nahoana no malahelo loatra ny fonao Eto ny "fo" dia maneho ny maha olona manontolo sy ny fihetsem-pony. D.H: "Nahana ianao no malahelo loatra?" # tsy mbola manapaka ny fanjakan'ny Israely ve moa ianao? Jezebela dia mampiasa ity fanontaniana fampisainana ratsy ity hibedesana an'i Ahaba. Azo hadika ho fanambaràna tsara izany. D.H: "Mbola manapaka ny fanjakan'Israely foana ianao!" # aoka ho faly ny fonao Eto ny "fo" dia maneho ny maha olona manontolo sy ny fihetsempony. D.H: "mifalià"