plt_tn/1ki/20/39.md

577 B

Nivoaka ho any anaty ady ... ny mpanomponao

Manondro ny tenany ihany ny mpaminany mba ho mari-panajana ny mpanjaka.

anaty ady mangotraka

Ny hoe "ady mangotraka" dia ilazana ny ady mafy sy mamaivay indrindra. DH: "any amin'izay ady mamaivay indrindra"

dia ny ainao no homena ho solon'ny ainy

"dia ianao no ho faty amin'ny toerany"

talenta volafotsy

Ny talenta dia mari-pandanjana sahala amin'ny eo ho eo amin'ny 34 kilao. DH: "volafotsy 34 kilao"

fandehanana tetsy sy teroa

Io dia fomba fiteny ilazana ny hoe sahirana sy be erehana. DH: "nanao zavatra hafa"