plt_tn/1ki/20/39.md

20 lines
577 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nivoaka ho any anaty ady ... ny mpanomponao
Manondro ny tenany ihany ny mpaminany mba ho mari-panajana ny mpanjaka.
# anaty ady mangotraka
Ny hoe "ady mangotraka" dia ilazana ny ady mafy sy mamaivay indrindra. DH: "any amin'izay ady mamaivay indrindra"
# dia ny ainao no homena ho solon'ny ainy
"dia ianao no ho faty amin'ny toerany"
# talenta volafotsy
Ny talenta dia mari-pandanjana sahala amin'ny eo ho eo amin'ny 34 kilao. DH: "volafotsy 34 kilao"
# fandehanana tetsy sy teroa
Io dia fomba fiteny ilazana ny hoe sahirana sy be erehana. DH: "nanao zavatra hafa"