# Nivoaka ho any anaty ady ... ny mpanomponao Manondro ny tenany ihany ny mpaminany mba ho mari-panajana ny mpanjaka. # anaty ady mangotraka Ny hoe "ady mangotraka" dia ilazana ny ady mafy sy mamaivay indrindra. DH: "any amin'izay ady mamaivay indrindra" # dia ny ainao no homena ho solon'ny ainy "dia ianao no ho faty amin'ny toerany" # talenta volafotsy Ny talenta dia mari-pandanjana sahala amin'ny eo ho eo amin'ny 34 kilao. DH: "volafotsy 34 kilao" # fandehanana tetsy sy teroa Io dia fomba fiteny ilazana ny hoe sahirana sy be erehana. DH: "nanao zavatra hafa"