plt_tn/1ki/20/35.md

12 lines
309 B
Markdown

# iray amin'ireo zanaka lahin'ireo mpaminany
"isan'ireo andiana mpaminany"'
# tamin'ny tenin'i Yaveh
Ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra. DH: "araka izay nasain'i Yaveh nataony"
# Satria ianao tsy nankatoa ny feon'i Yaveh
Ny "feo" dia ilazana izay nandidian'i Yaveh. DH: "Tsy nankatoa an'i Yaveh ianao"