plt_tn/1ki/20/35.md

309 B

iray amin'ireo zanaka lahin'ireo mpaminany

"isan'ireo andiana mpaminany"'

tamin'ny tenin'i Yaveh

Ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra. DH: "araka izay nasain'i Yaveh nataony"

Satria ianao tsy nankatoa ny feon'i Yaveh

Ny "feo" dia ilazana izay nandidian'i Yaveh. DH: "Tsy nankatoa an'i Yaveh ianao"