# iray amin'ireo zanaka lahin'ireo mpaminany "isan'ireo andiana mpaminany"' # tamin'ny tenin'i Yaveh Ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra. DH: "araka izay nasain'i Yaveh nataony" # Satria ianao tsy nankatoa ny feon'i Yaveh Ny "feo" dia ilazana izay nandidian'i Yaveh. DH: "Tsy nankatoa an'i Yaveh ianao"