plt_tn/1ki/20/26.md

16 lines
524 B
Markdown

# Afeka
Anaran-tanàna io.
# hiady amin'Israely
Ny "Israely"dia fibangoan-teny ilazana ny herin-tafiny. DH: "hiady amin'ny tafik'Israely"
# Nangonina ireo vahoakan'Israely ary novatsiana
DH: "Niara-niangona ihany koa ny tafika Israelita, ary nanome ny fitaovam-piadiana nilain'izy ireo ho amin'ny ady ireo komandy"
# andian'osy kely roa toko
Ity fampitahana mivantana ity dia mampitaha ny tafika Israelita amin'ny andian'osy kely roa toko. DH: "Toa kely sy osa tahaka ny andian'osy kely roa toko ny tafika Israelita"