plt_tn/1ki/20/26.md

524 B

Afeka

Anaran-tanàna io.

hiady amin'Israely

Ny "Israely"dia fibangoan-teny ilazana ny herin-tafiny. DH: "hiady amin'ny tafik'Israely"

Nangonina ireo vahoakan'Israely ary novatsiana

DH: "Niara-niangona ihany koa ny tafika Israelita, ary nanome ny fitaovam-piadiana nilain'izy ireo ho amin'ny ady ireo komandy"

andian'osy kely roa toko

Ity fampitahana mivantana ity dia mampitaha ny tafika Israelita amin'ny andian'osy kely roa toko. DH: "Toa kely sy osa tahaka ny andian'osy kely roa toko ny tafika Israelita"