# Afeka Anaran-tanĂ na io. # hiady amin'Israely Ny "Israely"dia fibangoan-teny ilazana ny herin-tafiny. DH: "hiady amin'ny tafik'Israely" # Nangonina ireo vahoakan'Israely ary novatsiana DH: "Niara-niangona ihany koa ny tafika Israelita, ary nanome ny fitaovam-piadiana nilain'izy ireo ho amin'ny ady ireo komandy" # andian'osy kely roa toko Ity fampitahana mivantana ity dia mampitaha ny tafika Israelita amin'ny andian'osy kely roa toko. DH: "Toa kely sy osa tahaka ny andian'osy kely roa toko ny tafika Israelita"