plt_tn/1ki/20/09.md

8 lines
324 B
Markdown

# Enga anie ireo andriamanitra hanao izany amiko ary mihoatra aza
Ity dia fianianana iray amin'ny fanamafisana lehibe.
# raha ho ampy hanana eran'ny tanana avy amin'ny lavenon'i Samaria ireo vahoaka rehetra izay manaraka ahy
Beni-hadada dia matohotra fa ireo tafiny dia handrava tanteraka ny zavatra rehetra any Samaria.