plt_tn/1ki/20/09.md

324 B

Enga anie ireo andriamanitra hanao izany amiko ary mihoatra aza

Ity dia fianianana iray amin'ny fanamafisana lehibe.

raha ho ampy hanana eran'ny tanana avy amin'ny lavenon'i Samaria ireo vahoaka rehetra izay manaraka ahy

Beni-hadada dia matohotra fa ireo tafiny dia handrava tanteraka ny zavatra rehetra any Samaria.