# Enga anie ireo andriamanitra hanao izany amiko ary mihoatra aza Ity dia fianianana iray amin'ny fanamafisana lehibe. # raha ho ampy hanana eran'ny tanana avy amin'ny lavenon'i Samaria ireo vahoaka rehetra izay manaraka ahy Beni-hadada dia matohotra fa ireo tafiny dia handrava tanteraka ny zavatra rehetra any Samaria.