plt_tn/1ki/20/04.md

12 lines
381 B
Markdown

# tanteraka araka ny teninao izany
Ity dia fomba fiteny anehoana fanekena. D.H: "manaiky anao aho"
# rahampitso amin'ny ora toy izao
"rahampitso amin'ny ora toy izao andro izao izany hoe ankehitriny"
# izay rehetra mafinaritra ny mason'izy ireo.
"Fahafinaretan'ny mason'izy ireo" dia sarinteny amin'ny fijerevana zavatra sy faniriana izany. D.H: "izay rehetra irian'izy ireo"