# tanteraka araka ny teninao izany Ity dia fomba fiteny anehoana fanekena. D.H: "manaiky anao aho" # rahampitso amin'ny ora toy izao "rahampitso amin'ny ora toy izao andro izao izany hoe ankehitriny" # izay rehetra mafinaritra ny mason'izy ireo. "Fahafinaretan'ny mason'izy ireo" dia sarinteny amin'ny fijerevana zavatra sy faniriana izany. D.H: "izay rehetra irian'izy ireo"