plt_tn/1ki/20/04.md

381 B

tanteraka araka ny teninao izany

Ity dia fomba fiteny anehoana fanekena. D.H: "manaiky anao aho"

rahampitso amin'ny ora toy izao

"rahampitso amin'ny ora toy izao andro izao izany hoe ankehitriny"

izay rehetra mafinaritra ny mason'izy ireo.

"Fahafinaretan'ny mason'izy ireo" dia sarinteny amin'ny fijerevana zavatra sy faniriana izany. D.H: "izay rehetra irian'izy ireo"