plt_tn/1ki/19/19.md

373 B

Safata

Ity dia anaran-dehilahy.

ziogan'omby roa ambin'ny folo

"ziogan'omby 12"

izy tenany ihany no niasa niaraka tamin'ny zioga faha-roa ambin'ny folo

Ny teny "ny tenany" dia manambara fa Eila dia niasa tamin'ny zioga farany, raha toa ka niasa tamin'ny zioga iraika ambin'ny folo hafa ireo olon-kafa.

hoy izy: "Avelao re

Ny teny "izy" dia maneho an'i Elisa.