plt_tn/1ki/19/19.md

16 lines
373 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Safata
Ity dia anaran-dehilahy.
# ziogan'omby roa ambin'ny folo
"ziogan'omby 12"
# izy tenany ihany no niasa niaraka tamin'ny zioga faha-roa ambin'ny folo
Ny teny "ny tenany" dia manambara fa Eila dia niasa tamin'ny zioga farany, raha toa ka niasa tamin'ny zioga iraika ambin'ny folo hafa ireo olon-kafa.
# hoy izy: "Avelao re
Ny teny "izy" dia maneho an'i Elisa.