# Safata Ity dia anaran-dehilahy. # ziogan'omby roa ambin'ny folo "ziogan'omby 12" # izy tenany ihany no niasa niaraka tamin'ny zioga faha-roa ambin'ny folo Ny teny "ny tenany" dia manambara fa Eila dia niasa tamin'ny zioga farany, raha toa ka niasa tamin'ny zioga iraika ambin'ny folo hafa ireo olon-kafa. # hoy izy: "Avelao re Ny teny "izy" dia maneho an'i Elisa.