plt_tn/1ki/18/22.md

458 B

Izaho, dia izaho irery ihany, no sisa

Ny teny "izaho" dia miverimberina amin'ny fanamafisana.

Dia hiantso ny anaran'ny andriamanitrareo ... hiantso ny anaran'i Yaveh

"Anarana" dia sarinteny amin'ny laza sy voninahitrin'ny olona ary ny "fiantsoana" azy dia manambara antso. D.H: "hiantso ny andriamanitrao... hiantso an'i Yaveh"

Koa namaly ny olona rehetra ary niteny hoe: "Mety izany."

"ny olona rehetra dia nilaza: "Zavatra tsara ho atao izany."