plt_tn/1ki/18/22.md

12 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izaho, dia izaho irery ihany, no sisa
Ny teny "izaho" dia miverimberina amin'ny fanamafisana.
# Dia hiantso ny anaran'ny andriamanitrareo ... hiantso ny anaran'i Yaveh
"Anarana" dia sarinteny amin'ny laza sy voninahitrin'ny olona ary ny "fiantsoana" azy dia manambara antso. D.H: "hiantso ny andriamanitrao... hiantso an'i Yaveh"
# Koa namaly ny olona rehetra ary niteny hoe: "Mety izany."
"ny olona rehetra dia nilaza: "Zavatra tsara ho atao izany."