# Izaho, dia izaho irery ihany, no sisa Ny teny "izaho" dia miverimberina amin'ny fanamafisana. # Dia hiantso ny anaran'ny andriamanitrareo ... hiantso ny anaran'i Yaveh "Anarana" dia sarinteny amin'ny laza sy voninahitrin'ny olona ary ny "fiantsoana" azy dia manambara antso. D.H: "hiantso ny andriamanitrao... hiantso an'i Yaveh" # Koa namaly ny olona rehetra ary niteny hoe: "Mety izany." "ny olona rehetra dia nilaza: "Zavatra tsara ho atao izany."