plt_tn/1ki/18/14.md

16 lines
560 B
Markdown

# Mandehana ary teneno ny tomponao fa eto Elia
Obadia dia nangataka ity fanontaniana ity hanamafisana ny loza amin'ny tenany noho ny hatezeran'i Ahaba tamin'i Elia. D.H: "tsy mbola nanaratsy anao aho ... mba hamonoany ahy."
# ny tomponao
Eto ny "tompo" dia maneho an'i Ahaba mpanjaka.
# Raha mbola velona koa Yaveh tompon'ny maro
Ity dia fianianana iray hanamafisana fa izy dia hilaza ny marina.
# hitsanganako eo anatrehany,
Ny "hitsnagana eo anatrehana" dia fomba fiteny iray amin'ny fanatrehan'ny olona ary vonona hanompo azy. D.H: "izay hotompoiko"