plt_tn/1ki/18/14.md

560 B

Mandehana ary teneno ny tomponao fa eto Elia

Obadia dia nangataka ity fanontaniana ity hanamafisana ny loza amin'ny tenany noho ny hatezeran'i Ahaba tamin'i Elia. D.H: "tsy mbola nanaratsy anao aho ... mba hamonoany ahy."

ny tomponao

Eto ny "tompo" dia maneho an'i Ahaba mpanjaka.

Raha mbola velona koa Yaveh tompon'ny maro

Ity dia fianianana iray hanamafisana fa izy dia hilaza ny marina.

hitsanganako eo anatrehany,

Ny "hitsnagana eo anatrehana" dia fomba fiteny iray amin'ny fanatrehan'ny olona ary vonona hanompo azy. D.H: "izay hotompoiko"