# Mandehana ary teneno ny tomponao fa eto Elia Obadia dia nangataka ity fanontaniana ity hanamafisana ny loza amin'ny tenany noho ny hatezeran'i Ahaba tamin'i Elia. D.H: "tsy mbola nanaratsy anao aho ... mba hamonoany ahy." # ny tomponao Eto ny "tompo" dia maneho an'i Ahaba mpanjaka. # Raha mbola velona koa Yaveh tompon'ny maro Ity dia fianianana iray hanamafisana fa izy dia hilaza ny marina. # hitsanganako eo anatrehany, Ny "hitsnagana eo anatrehana" dia fomba fiteny iray amin'ny fanatrehan'ny olona ary vonona hanompo azy. D.H: "izay hotompoiko"