plt_tn/1ki/18/09.md

24 lines
808 B
Markdown

# Inona no fahotako ... mba hamonoany ahy?
Obadia dia nangataka ity fanontainana hanamafisana ny loza amin'ny tenany noho ny hatezeran'i Ahaba tamin'i Elia. D.H: "tsy mbola nanaratsy anao aho ... mba hamonoany ahy."
# atolotra eo an-tanan'i Ahaba ny mpanomponao
"tanana" dia sarinteny amin'ny hery sy fahefana. D.H: "afahao amin'i Ahaba ny mpanomponao"
# mpanomponao,
Obadia dia maneho ny tenany ho mpanompon'i Elia mba hankatoavany an'i Elia.
# Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao
Ity dia voady iray nampiasaina hanasongadinana fa izay lazainy dia marina.
# sy misy firenena ... izay tsy nandefasan'ny tompoko olona
D.H: "ny tompoko dia nandefa olona eny rehetra eny"
# Nefa ankehitriny
Ity andian-teny ity dia nampiasaina hanamafisana ny loza amin'izay nolazain'i Elia ho ataon'i Obadia.